<-
->

2Sm / 2Sam 19:1 And it was told Joab, Behold, the king weepeth and mourneth for Absalom. Ary dia niontana terý ny fon' ny mpanjaka, ka niakatra nankeo amin' ny efi-trano teo ambony vavahady izy sady nitomany teny am-pandehanana ka nanao hoe: Ry Absaloma, zanako, zanako, ry Absaloma, zanako ô! Inay anie aho no maty nisolo anao, ry Absaloma zanako, zanako ô! Tera-kovitra tamin' ny fientanam-pony ny mpanjaka, ka lasa niakatra tany an' efitrano, ambonin' ny vavahady, dia nitomany; sady nandeha izy no nitanisa hoe: Ry Absaloma zanako! Ry zanako ô, ry zanako Absaloma ô! Inay anie aho no maty nisolo anao! Ry Absaloma zanako, zanako ô! Alors le roi frémit. Il monta dans la chambre supérieure de la porte et se mit à pleurer; il disait en sanglotant : " Mon fils Absalom! mon fils! mon fils Absalom! que ne suis-je mort à ta place! Absalom mon fils! mon fils! "
2Sm / 2Sam 19:2 And the victory that day was turned into mourning unto all the people: for the people heard say that day how the king was grieved for his son. Ary nambara tamin' i Joaba hoe: Indro, mitomany sy misaona an' i Absaloma ny mpanjaka. Nisy olona tonga nilaza tamin' i Joaba hoe: Indro fa mitomany migogogogo ny mpanjaka noho ny amin' ny zanany. On prévint Joab : " Voici que le roi pleure et se lamente sur Absalom. "
2Sm / 2Sam 19:3 And the people gat them by stealth that day into the city, as people being ashamed steal away when they flee in battle. Ary ny famonjena dia tonga fisaonana tamin' ny vahoaka rehetra androtrizay, satria ren' ny vahoaka tamin' izany andro izany hoe: Malahelo ny zanany ny mpanjaka. Niova ho fisaonana ho an' ny vahoaka rehetra ny fandresena tamin' izany andro izany, satria ren' ny vahoaka rehetra tamin' izany andro izany fa hoe: Malahelo mafy noho ny amin' ny zanany, ny mpanjaka. La victoire, ce jour-là, se changea en deuil pour toute l' armée, car l' armée apprit ce jour-là que le roi était dans l' affliction à cause de son fils.
2Sm / 2Sam 19:4 But the king covered his face, and the king cried with a loud voice, O my son Absalom, O Absalom, my son, my son! Ka dia niakatra nisokosoko tao an-tanàna ny olona tamin' izany andro izany, toy ny fisokosokon' ny olona menatra raha mandositra amin' ny ady. Niditra nisokosoko tao an-tanàna ny vahoaka tamin' izany andro izany hoatra ny olona resin-kenatra fa avy nandositra tamin' ny ady. Et ce jour-là, l' armée rentra furtivement dans la ville, comme se dérobe une armée qui s' est couverte de honte en fuyant durant la bataille.
2Sm / 2Sam 19:5 And Joab came into the house to the king, and said, Thou hast shamed this day the faces of all thy servants, which this day have saved thy life, and the lives of thy sons and of thy daughters, and the lives of thy wives, and the lives of thy concubines; Fa ny mpanjaka nanarona ny tavany sady nidradradradra tamin' ny feo mafy hoe: Ry Absaloma, zanako, ry Absaloma, zanako, zanako ô! Fa nanarona ny tavany ny mpanjaka ary niantsoantso tamin' ny feo avo ny mpanjaka nanao hoe: Ry Absaloma zanako! Ry Absaloma zanako, ry zanako ô! Dia niditra tao amin' ny mpanjaka, tao aminy, Joaba, ka nanao hoe: Le roi s'était voilé le visage et poussait de grands cris : " Mon fils Absalom! Absalom mon fils! mon fils! "
2Sm / 2Sam 19:6 In that thou lovest thine enemies, and hatest thy friends. For thou hast declared this day, that thou regardest neither princes nor servants: for this day I perceive, that if Absalom had lived, and all we had died this day, then it had pleased thee well. Ary niditra tao amin' ny mpanjaka tao an-trano Joaba ka nanao hoe: Efa nomenarinao androany ny mpanomponao rehetra izay namonjy ny ainao androany sy ny ain' ny zanakao-lahy sy ny zanakao-vavy ary ny ain' ny vadinao sy ny vaditsindranonao; Saforanao henatra anio ny tavan' ny mpanomponao rehetra, izay namonjy ny ainao androany, sy ny ain-janakao lahy sy zanakao vavy, ny aim-badinao ary ny aim-baditsindranonao. Joab se rendit auprès du roi à l' intérieur et dit : " Tu couvres aujourd' hui de honte le visage de tous tes serviteurs qui ont sauvé aujourd' hui ta vie, celle de tes fils et de tes filles, celle de tes femmes et celle de tes concubines,
2Sm / 2Sam 19:7 Now therefore arise, go forth, and speak comfortably unto thy servants: for I swear by the Lord, if thou go not forth, there will not tarry one with thee this night: and that will be worse unto thee than all the evil that befell thee from thy youth until now. fa ny mankahala anao no tianao, ary ny tia anao kosa no halanao, ka nasehonao androany fa tsinontsinona aminao ny manamboninahitra sy ny miaramila; ary hitako izao fa raha velona Absaloma, ka izahay rehetra no maty androany, dia izany no sitrakao. Ny nankahala anao no tianao, fa ny tia anao no halanao, satria ahariharinao amin' izao fa samy tsinontsinona aminao na manam-boninahitra na mpanompo; hitako izao fa raha Absaloma no velona ary izahay rehetra kosa no maty, amin' izao andro izao, dia izany no soa eo imasonao. parce que tu aimes ceux qui te haïssent et que tu hais ceux qui t' aiment. En effet, tu as manifesté aujourd' hui que chefs et soldats n'étaient rien pour toi, car je sais maintenant que, si Absalom vivait et si nous étions tous morts aujourd' hui, tu trouverais cela très bien.
2Sm / 2Sam 19:8 Then the king arose, and sat in the gate. And they told unto all the people, saying, Behold, the king doth sit in the gate. And all the people came before the king: for Israel had fled every man to his tent. Koa mitsangàna ankehitriny, ka mivoaha, ary manaova teny soa amin' ny mpanomponao; fa mianiana amin' i Jehovah aho fa raha tsy mivoaka ianao, dia tsy hisy na dia iray akory aza hitoetra eto aminao anio alina; ka dia izany no ho mafy lavitra aminao noho ny fahoriana rehetra izay nanjo anao hatry ny fony ianao vao zaza ka ambaraka ankehitriny. Koa mitsangàna, ary mivoaha ka mitenena araka ny fon' ny mpanomponao, fa mianiana amin' ny Tompo aho fa raha tsy mivoaka hianao dia tsy hisy olona hitoetra eto aminao anio alina, na dia iray aza, ary ho loza mafy aminao izany noho ny loza rehetra nanjò anao, hatramin' ny fahatanoranao ka mandrak' ankehitriny. Allons, je t' en prie, sors et rassure tes soldats, car, je le jure par Yahvé, si tu ne sors pas, il n' y aura personne qui passe cette nuit avec toi, et ce sera pour toi un malheur plus grand que tous les malheurs qui te sont advenus depuis ta jeunesse jusqu'à présent. "
2Sm / 2Sam 19:9 And all the people were at strife throughout all the tribes of Israel, saying, The king saved us out of the hand of our enemies, and he delivered us out of the hand of the Philistines; and now he is fled out of the land for Absalom. Dia nivoaka ny mpanjaka ka nijanona teo am-bavahady; ary nolazaina tamin' ny vahoaka rehetra hoe: Indro, ny mpanjaka mijanona eo am-bavahady. Ary ny vahoaka rehetra dia nankeo anatrehan' ny mpanjaka. Ary ny Isiraely dia samy efa lasa nandositra ho any amin' ny lainy avy. Dia nitsangana ny mpanjaka ka nipetraka teo am-bavahady. Ary nampandrenesina ny vahoaka rehetra fa hoe: Indro ny mpanjaka mipetraka eo am-bavahady. Dia nankeo anatrehan' ny mpanjaka ny vahoaka rehetra. Nandositra Israely samy nankao an-dainy avy. Le roi se leva et vint s' asseoir à la porte. On l' annonça à toute l' armée : " Voici, dit-on, que le roi est assis à la porte ", et toute l' armée se rendit devant le roi. Israël s'était enfui chacun à ses tentes.
2Sm / 2Sam 19:10 And Absalom, whom we anointed over us, is dead in battle. Now therefore why speak ye not a word of bringing the king back? Ary ny vahoaka rehetra tamin' ny firenen' Isiraely nifanditra hoe: Ny mpanjaka no namonjy antsika tamin' ny tanan' ny fahavalontsika, indrindra fa tamin' ny tanan' ny Filistina; nefa ankehitriny dia efa nandositra niala tamin' ny tany izy noho ny amin' i Absaloma. Samy niaiky diso ny vahoaka rehetra, amin' ny fokon' Israely rehetra nanao hoe: Nanafaka antsika tamin' ny tànan' ny fahavalontsika ny mpanjaka, izy no namonjy antsika tamin' ny tànan' ny Filistina, fa ankehitriny hany heriny nandositra niala tamin' ny tany teo anatrehan' i Absaloma. Dans toutes les tribus d' Israël, tout le monde se querellait. On disait : " C' est le roi qui nous a délivrés de la main de nos ennemis, c' est lui qui nous a sauvés de la main des Philistins, et maintenant il a dû s' enfuir du pays, loin d' Absalom.
2Sm / 2Sam 19:11 And king David sent to Zadok and to Abiathar the priests, saying, Speak unto the elders of Judah, saying, Why are ye the last to bring the king back to his house? seeing the speech of all Israel is come to the king, even to his house. Ary Absaloma, izay nohosorantsika hanjaka amintsika, dia efa maty tamin' ny ady. Koa nahoana ianareo no tsy miteny akory ny amin' ny hampodiana ny mpanjaka? Efa maty tamin' ny ady anefa Absaloma izay nohosorantsika hanjaka amintsika. Ka ahoana ange ity hianareo no tsy miteny ny amin' ny hampodiana ny mpanjaka akory? Quant à Absalom que nous avions oint pour qu' il régnât sur nous, il est mort dans la bataille. Alors pourquoi ne faites-vous rien pour ramener le roi ? "
2Sm / 2Sam 19:12 Ye are my brethren, ye are my bones and my flesh: wherefore then are ye the last to bring back the king? Ary Davida mpanjaka naniraka tany amin' i Zadoka sy Abiatara mpisorona ka nanao hoe: Ataovy amin' ny loholon' ny Joda hoe: Nahoana no dia ianareo indray no ho farany amin' ny fampodiana ny mpanjaka ho any an-tranony? fa ny tenin' ny Isiraely rehetra efa tonga tao amin' ny mpanjaka tao an-tranony Naniraka hilaza amin' i Sadaoka sy Abiatara mpisorona Davida nanao hoe: Mitenena hianareo amin' ny loholon' i Jodà, ka lazao aminy hoe: Nahoana no dia hianareo indray no ho farany amin' ny fampodiana ny mpanjaka ho any an-tranony? Fa efa tonga hatrany amin' ny mpanjaka, any aminy, ny teny voabitsibitsika eran' Israely rehetra. Ce qui se disait dans tout Israël arriva jusqu' au roi. Alors le roi David envoya dire aux prêtres Sadoq et Ébyatar : " Parlez ainsi aux anciens de Juda : "Pourquoi seriez-vous les derniers à ramener le roi chez lui ?
2Sm / 2Sam 19:13 And say ye to Amasa, Art thou not of my bone, and of my flesh? God do so to me, and more also, if thou be not captain of the host before me continually in the room of Joab. rahalahiko ianareo, ary taolako sy nofoko ianareo; koa nahoana no dia ianareo Indray no ho farany amin' ny fampodiana ny mpanjaka? Hianareo no rahalahiko, hianareo no taolako aman-nofoko, ka nahoana no dia hianareo indray no ho farany amin' ny fampodiana ny mpanjaka? Vous êtes mes frères, vous êtes de ma chair et de mes os, pourquoi seriez-vous les derniers à ramener le roi ?"
2Sm / 2Sam 19:14 And he bowed the heart of all the men of Judah, even as the heart of one man; so that they sent this word unto the king, Return thou, and all thy servants. Ary ataovy amin' i Amasa koa hoe: Tsy taolako sy nofoko va ianao? Hataon' Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy komandin' ny miaramila eo anatrehako mandrakariva ho solon' i Joaba ianao. Ary izao koa no holazainareo amin' i Amasà: Tsy taolako ama-nofoko va hianao? Hataon' ny Tompo amiko anie izay ngidiny indrindra, raha tsy ho tonga filohan' ny tafika eo anatrehako mandrakariva hianao, ho solon' i Joaba. Et vous direz à Amasa : "N' es-tu pas de mes os et de ma chair ? Que Dieu me fasse ce mal et qu' il ajoute cet autre si tu n' es pas pour toujours à mon service comme chef de l' armée à la place de Joab".
2Sm / 2Sam 19:15 So the king returned, and came to Jordan. And Judah came to Gilgal, to go to meet the king, to conduct the king over Jordan. Ary dia nampitodika ny fon' ny lehilahy rehetra amin' ny Joda ho toy ny olona iray izy; ka dia naniraka tany amin' ny mpanjaka izy ka nanao hoe: Modia ianao sy ny mpanomponao rehetra. Voalefak' i Davida tamin' izany ny fon' ny lehilahy rehetra amin' i Jodà, toy ny fon' ny olona iray monja, ka naniraka nilaza tamin' ny mpanjaka izy ireo hoe: Modia hianao sy ny mpanomponao rehetra. Il rallia ainsi le coeur de tous les hommes de Juda comme d' un seul homme et ils envoyèrent dire au roi : " Reviens, toi et tous tes serviteurs. "
2Sm / 2Sam 19:16 And Shimei the son of Gera, a Benjamite, which was of Bahurim, hasted and came down with the men of Judah to meet king David. Ary dia nody ny mpanjaka ka tonga tao Jordana; ary ny Joda tonga tao Gilgala hitsena ny mpanjaka hitondra azy hita an' i Jordana. Dia nody ny mpanjaka, ka tonga tao Jordany, nankany Galgalà koa Jodà hitsena sy hampita ny mpanjaka an' i Jordany. Le roi revint donc et atteignit le Jourdain. Juda était arrivé à Gilgal, venant à la rencontre du roi, pour aider le roi à passer le Jourdain.
2Sm / 2Sam 19:17 And there were a thousand men of Benjamin with him, and Ziba the servant of the house of Saul, and his fifteen sons and his twenty servants with him; and they went over Jordan before the king. Ary Simey, zanak' i Gera, Benjamita avy any Bahorina, dia nidodododo nidina araka tamin' ny lehilahy amin' ny Joda tsena an' i Davida mpanjaka. Ary Semeia zanak' i Gerà Benjamita, avy any Bahorima, mba nidodododo nidina niaraka tamin' ny lehilahy amin' i Jodà koa, hitsena an' i Davida mpanjaka. En hâte, Shiméï, fils de Géra, le Benjaminite de Bahurim, descendit avec les gens de Juda au-devant du roi David.
2Sm / 2Sam 19:18 And there went over a ferry boat to carry over the king' s household, and to do what he thought good. And Shimei the son of Gera fell down before the king, as he was come over Jordan; Ary nisy benjamita arivo lahy koa nanaraka azy, ary Ziba, mpanompon' ny taranak' i Saoly, mbamin' ny zananilahy dimy ambin' ny folo sy mpanompony roa-polo lahy izay nanaraka azy; ary dia nita an' i Jordana teo alohan' ny mpanjaka izy ireo. Niaraka taminy koa ny lehilahy arivo amin' i Benjamina, sy Sibà mpanompon' ny taranak' i Saola, mbamin' ny zanany dimy ambin' ny folo lahy, ary ny mpanompony roapolo lahy, ka nikorapaka ho any Jordany teo alohan' ny mpanjaka izy ireo. Il avait avec lui mille hommes de Benjamin. Çiba, le serviteur de la maison de Saül, ses quinze fils et ses vingt serviteurs avec lui devancèrent le roi au Jourdain
2Sm / 2Sam 19:19 And said unto the king, Let not my lord impute iniquity unto me, neither do thou remember that which thy servant did perversely the day that my lord the king went out of Jerusalem, that the king should take it to his heart. Ary navoivoy teo ny lakana hampitana ny ankohonan' ny mpanjaka sy hanaovany izay sitrany. Ary nony efa hita an' i Jordana ny mpanjaka, dia indro Simey, zanak' i Gera, niankohoka teo anatrehany. Efa tafita ny lakan-drafitra hitondra ny ankohonan' ny mpanjaka sy hanaovany izay sitrany. Nony efa hita an' i Jordany ny mpanjaka, dia nihohoka tamin' ny tongotry ny mpanjaka Semeia zanak' i Gerà, nanao tamin' ny mpanjaka hoe: et ils mirent tout en oeuvre pour faire traverser la famille du roi et satisfaire son bon plaisir. Shiméï fils de Géra se jeta aux pieds du roi quand il traversait le Jourdain,
2Sm / 2Sam 19:20 For thy servant doth know that I have sinned: therefore, behold, I am come the first this day of all the house of Joseph to go down to meet my lord the king. Ary hoy izy tamin' ny mpanjaka: Aoka tsy hisain' ny tompoko heloka aho, ary aoka tsy hotsarovanao ny ratsy nataon' ny mpanomponao tamin' ny andro nivoahan' ny mpanjaka tompoko niala tany Jerosalema, ary aoka tsy ho eritreretin' ny mpanjaka izany; Aza tanan' ny tompoko ho meloka aho ary aza tsarovanao ny faniratsirana nataon' ny mpanomponao, fony nivoaka avy tao Jerosalema ny mpanjaka tompoko, ka mba hieritreritra izany hianao, ry mpanjaka ô! et il dit au roi : " Que Monseigneur ne m' impute pas de faute! Ne te souviens pas du mal que ton serviteur a commis le jour où Monseigneur le roi est sorti de Jérusalem. Que le roi ne le prenne pas à coeur!
2Sm / 2Sam 19:21 But Abishai the son of Zeruiah answered and said, Shall not Shimei be put to death for this, because he cursed the Lord' s anointed? fa fantatro, izaho mpanomponao, fa nanota aho; ka he! izaho no avy voalohany androany amin' ny taranak' i Josefa rehetra ka nidina hitsena ny mpanjaka tompoko. Fa efa niaiky ny fahotany ity ny mpanomponao, ary indro fa izaho no tonga voalohany indrindra, amin' ny taranak' i Josefa rehetra androany midina hitsena ny mpanjaka tompoko. Car ton serviteur reconnaît qu' il a péché, et voici que je suis venu aujourd' hui le premier de toute la maison de Joseph pour descendre au-devant de Monseigneur le roi. "
2Sm / 2Sam 19:22 And David said, What have I to do with you, ye sons of Zeruiah, that ye should this day be adversaries unto me? shall there any man be put to death this day in Israel? for do not I know that I am this day king over Israel? Fa namaly Abisay, zanak' i Zeroia, ka nanao hoe: Tsy hovonoina va Simey noho izany, satria efa nanozona ny voahosotr' i Jehovah izy? Fa niteny kosa Abisaia zanak' i Sarvia ka nanao hoe: Tsy izany velively fa moa tsy vao mainka tokony hovonoina va Semeia noho izy nanozona ny voahosotry ny Tompo! Abishaï fils de Çeruya prit alors la parole et dit : " Shiméï ne mérite-t-il pas la mort pour avoir maudit l' oint de Yahvé ? "
2Sm / 2Sam 19:23 Therefore the king said unto Shimei, Thou shalt not die. And the king sware unto him. Dia hoy Davida: Moa mifaninona akory izaho sy ianareo, ry zanak' i Zeroia, no tonga mpanohitra ahy ianareo anio? Tokony hisy olona hatao maty va eto amin' ny Isiraely izao? Fa moa tsy fantatra va fa izaho no mpanjakan' ny Isiraely anio? Fa hoy Davida: Moa manan-draharaha aminareo va aho, ry zanak' i Sarvia, no milatsaka ho mpanohitra ahy hianareo anio? Amin' ity andro ity ve ka hisy olona hovonoina eto amin' Israely? Moa tsy fantatro va fa tonga mpanjaka amin' Israely aho anio? Mais David dit : " Qu' ai-je à faire avec vous, fils de Çeruya, pour que vous deveniez aujourd' hui mes adversaires ? Quelqu' un pourrait-il aujourd' hui être mis à mort en Israël ? N' ai-je pas l' assurance qu' aujourd' hui je suis roi sur Israël ? "
2Sm / 2Sam 19:24 And Mephibosheth the son of Saul came down to meet the king, and had neither dressed his feet, nor trimmed his beard, nor washed his clothes, from the day the king departed until the day he came again in peace. Ary dia hoy ny mpanjaka tamin' i simey: Tsy ho faty ianao. Ary ny mpanjaka dia nianiana taminy. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Semeia: Tsy hovonoina hianao; sady nianianany taminy izany. Le roi dit à Shiméï : " Tu ne mourras pas ", et le roi le lui jura.
2Sm / 2Sam 19:25 And it came to pass, when he was come to Jerusalem to meet the king, that the king said unto him, Wherefore wentest not thou with me, Mephibosheth? Ary Mefiboseta, zanakalahin' i Saoly, nidina hitsena ny mpanjaka, ary tsy nanasa tongotra na namboatra volom-bava na nanasa lamba izy hatramin' ny andro nialan' ny mpanjaka ka hatramin' ny andro nahatongavany soa aman-tsara. Nidina hitsena ny mpanjaka koa Mifiboseta zafin' i Saola. Tsy nanasa-tongotra na namboatra volom-bava, na nanasa ny fitafiany izy, hatramin' ny andro nialan' ny mpanjaka, ka hatramin' ny andro niverenany tamim-piadanana. Meribbaal, le fils de Saül, était descendu aussi au-devant du roi. Il n' avait soigné ni ses pieds ni ses mains, il n' avait pas taillé sa moustache, il n' avait pas lavé ses vêtements depuis le jour où le roi était parti jusqu' au jour où il revint en paix.
2Sm / 2Sam 19:26 And he answered, My lord, O king, my servant deceived me: for thy servant said, I will saddle me an ass, that I may ride thereon, and go to the king; because thy servant is lame. Ary nony efa tonga hitsena ny mpanjaka ny avy any Jerosalema, dia hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no tsy mba nandeha niaraka tamiko ianao, ry Mefiboseta? Nony tonga avy any Jerosalema hitsena ny mpanjaka izy, dia hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana ity hianao no tsy nandeha niaraka tamiko, ry Mifiboseta? Lorsqu' il arriva de Jérusalem au-devant du roi, celui-ci demanda : " Pourquoi n' es-tu pas venu avec moi, Meribbaal ? "
2Sm / 2Sam 19:27 And he hath slandered thy servant unto my lord the king; but my lord the king is as an angel of God: do therefore what is good in thine eyes. Fa hoy izy: Ry mpanjaka tompoko, nofitahin' ny mpanompoko aho: Hanisy lasely ny boriky aho hitaingenako ka hankany amin' ny mpanjaka; fa malemy tongotra ny mpanomponao. Ka hoy ny navalin' io: Nofitahin' ny mpanompoko aho, ry mpanjaka tompoko; fa hoy ity mpanomponao: hampanisy lasely ny ampondrako vavy aho, hitaingenako, handehanako hanaraka ny mpanjaka, fa malemy tongotra moa ity mpanomponao. Il répondit : " Monseigneur le roi, mon serviteur m' a trompé. Ton serviteur lui avait dit : "Selle-moi l'ânesse, je la monterai et j' irai avec le roi", car ton serviteur est infirme.
2Sm / 2Sam 19:28 For all of my father' s house were but dead men before my lord the king: yet didst thou set thy servant among them that did eat at thine own table. What right therefore have I yet to cry any more unto the king? Nefa nendrikendrehiny tamin' ny mpanjaka tompoko izaho mpanomponao; fa ny mpanjaka tompoko dia hoy Ilay Anjelin' Andriamanitra; koa ataovy izay sitrakao. Kanjo nendrikendrehiny tamin' ny mpanjaka tompoko ity izaho mpanomponao! Fa ny mpanjaka tompoko no toy ny anjelin' Andriamanitra ka ataovy izay ataonao ho mety. Il a calomnié ton serviteur auprès de Monseigneur le roi. Mais Monseigneur le roi est comme l' Ange de Dieu : agis comme il te semble bon.
2Sm / 2Sam 19:29 And the king said unto him, Why speakest thou any more of thy matters? I have said, Thou and Ziba divide the land. Fa ny taranaky ny raiko rehetra dia samy olona tokony ho faty teo anatrehan' ny mpanjaka tompoko; nefa ianao nampitoetra ahy mpanomponao ho isan' izay mihinana amin' ny latabatrao. Koa inona intsony no rariny ho ahy, ary inona no mbola hitarainako amin' ny mpanjaka? Ny taranak' ikaky rehetra dia efa olona mendrika hovonoina avokoa eo anatrehan' ny mpanjaka tompoko, nefa kosa dia noraisinao ho isan' ireo mihinana amin' ny latabatrao ny mpanomponao, ka nahoana indray no mbola hahazoako mitaraina amin' ny mpanjaka? Car toute la famille de mon père méritait seulement la mort de la part de Monseigneur le roi, et pourtant tu as admis ton serviteur parmi ceux qui mangent à ta table. Quel droit puis-je avoir d' implorer encore le roi ? "
2Sm / 2Sam 19:30 And Mephibosheth said unto the king, Yea, let him take all, forasmuch as my lord the king is come again in peace unto his own house. Ary hoy ny mpanjaka taminy: Nahoana no lazainao indray ny raharahanao? Nefa izaho efa nilaza hoe: Hianao sy Ziba no hizara ny tany. Dia hoy ny mpanjaka taminy: Inona no mbola itenenanao izany teninao izany? Efa niteny aho: Hozarainao sy Sibà ny tany. Le roi dit : " Pourquoi continuer de parler ? Je décide que toi et Çiba vous partagerez les terres. "
2Sm / 2Sam 19:31 And Barzillai the Gileadite came down from Rogelim, and went over Jordan with the king, to conduct him over Jordan. Ary hoy Mefiboseta tamin' ny mpanjaka: Aoka dia ho azy avokoa izy rehetra, fa ianao mpanjaka tompoko efa tonga soa aman-tsara ao amin' ny tranonao indray. Ary hoy Mifiboseta tamin' ny mpanjaka: Aoka dia ho azy daholo ihany aza, fa efa niverina soa aman-tsara amin' ny tranony ny mpanjaka tompoko. Meribbaal dit au roi : " Qu' il prenne donc tout, puisque Monseigneur le roi est rentré en paix chez lui! "
2Sm / 2Sam 19:32 Now Barzillai was a very aged man, even fourscore years old: and he had provided the king of sustenance while he lay at Mahanaim; for he was a very great man. Ary Barzilay Gileadita nidina avy tany Rogelima, dia niara-nita an' i Jordana tamin' ny mpanjaka izy mba hanatitra azy hita an' i Jordana. Nidina avy any Rogelima, Berzelaia Galaadita, ka nandeha nankany amin' ny mpanjaka tao Jordany, mba hiaraka aminy ho any amin' ny ony. Barzillaï le Galaadite était descendu de Roglim et avait continué avec le roi vers le Jourdain pour prendre congé de lui au Jourdain.
2Sm / 2Sam 19:33 And the king said unto Barzillai, Come thou over with me, and I will feed thee with me in Jerusalem. Ary Barzilay dia lehilahy antitra, efa valo-polo taona; ary izy efa nanome hanina ny mpanjaka, raha nitoetra tany Mahanaima izy; fa mpanjatobe indrindra izy. Efa antitra dia antitra Berzelaia, fa efa valopolo taona izy, ary nanatitra hanina ho an' ny mpanjaka, fony izy nitoetra tao Mahanaima fa lehilahy nanan-karena fatratra izy. Barzillaï était très âgé, il avait quatre-vingts ans. Il avait pourvu à l' entretien du roi pendant son séjour à Mahanayim, car c'était un homme très riche.
2Sm / 2Sam 19:34 And Barzillai said unto the king, How long have I to live, that I should go up with the king unto Jerusalem? Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Barzilay: Andeha hiara-mita amiko ianao hovelomiko any amiko any Jerosalema. Hoy ny mpanjaka tamin' i Berzelaia: Andeha hiaraka amiko, fa hovelomiko any amiko any Jerosalema hianao. Le roi dit à Barzillaï : " Continue avec moi et je pourvoirai à tes besoins auprès de moi à Jérusalem. "
2Sm / 2Sam 19:35 I am this day fourscore years old: and can I discern between good and evil? can thy servant taste what I eat or what I drink? can I hear any more the voice of singing men and singing women? wherefore then should thy servant be yet a burden unto my lord the king? Fa hoy Barzilay tamin' ny mpanjaka: Hoatrinona intsony moa no andro hahavelomako, no hiara-miakatra amin' ny mpanjaka hankany Jerosalema aho? Ka hoy ny navalin' i Berzelaia tamin' ny mpanjaka: Dia ho velona taona firy intsony moa aho no dia hiara-miakatra amin' ny mpanjaka any Jerosalema? Mais Barzillaï répondit au roi : " Combien d' années me reste-t-il à vivre, pour que je monte avec le roi à Jérusalem ?
2Sm / 2Sam 19:36 Thy servant will go a little way over Jordan with the king: and why should the king recompense it me with such a reward? Valo-polo taona izay ny andro nahavelomako, ka mahalala izay soa sy ratsy intsony va aho? Mahatsiaro ny tsiron-javatra haniko sy sotroiko intsony va aho mpanomponao? Mahare izay feon' ny mpihiralahy sy ny mpihiravavy intsony va aho? Koa nahoana ny mpanomponao no mbola ho enta-mavesatra amin' ny mpanjaka tompoko? Efa valopolo taona aho izao. Ka mahay manavaka ny soa sy ny ratsy intsony va aho? Ary mahahaino izay feon' ny mpihira lahy amana vavy intsony va aho? Ka nahoana no dia ho enta-mavesatra foana amin' ny mpanjaka tompoko ny mpanomponao? J' ai maintenant quatre-vingts ans : puis-je distinguer ce qui est bon et ce qui est mauvais ? Ton serviteur a-t-il le goût de ce qu' il mange et de ce qu' il boit ? Puis-je entendre encore la voix des chanteurs et des chanteuses ? Pourquoi ton serviteur serait-il encore à charge à Monseigneur le roi ?
2Sm / 2Sam 19:37 Let thy servant, I pray thee, turn back again, that I may die in mine own city, and be buried by the grave of my father and of my mother. But behold thy servant Chimham; let him go over with my lord the king; and do to him what shall seem good unto thee. Kely foana no handehanan' ny mpanomponao eo an-dafin' i Jordana hiaraka amin' ny mpanjaka; koa nahoana ny mpanjaka no dia hamaly fitia ahy loatra toy izany? Kely foana no handehanan' ny mpanomponao eo an-dafin' i Jordany, hiaraka amin' ny mpanjaka. Ka ahoana no dia hanomezan' ny mpanjaka ahy izany valim-pitia izany? Ton serviteur passera tout juste le Jourdain avec le roi, mais pourquoi le roi m' accorderait-il une telle récompense ?
2Sm / 2Sam 19:38 And the king answered, Chimham shall go over with me, and I will do to him that which shall seem good unto thee: and whatsoever thou shalt require of me, that will I do for thee. Trarantitra ianao, aoka aho mpanomponao hody ihany ka ho fety any amin' ny vohitro ao akaikin' ny fasan' ikaky sy ineny. Fa indro Kimama mpanomponao; aoka izy no hiaraka amin' ny mpanjaka tompoko, ary ataovy aminy izay sitrakao. Mihanta aminao aho, aoka re ny mpanomponao hiverina, ary aoka aho ho faty any an-tanànako, akaikin' ny fasan' ikaky sy ineny. Fa io eo Kamaama mpanomponao, ka izy no aoka handeha hiaraka amin' ny mpanjaka tompoko, ary aminy no ataovy izay sitrakao. Permets à ton serviteur de s' en retourner : je mourrai dans ma ville près du tombeau de mon père et de ma mère. Mais voici ton serviteur Kimhân, qu' il continue avec Monseigneur le roi, et agis comme bon te semble à son égard. "
2Sm / 2Sam 19:39 And all the people went over Jordan. And when the king was come over, the king kissed Barzillai, and blessed him; and he returned unto his own place. Dia hoy ny mpanjaka: Handeha hiaraka amiko tokoa Kimama, ka hataoko aminy izay sitrakao, ary izay angatahinao dia hataoko ho anao. Dia hoy ny mpanjaka: Aoka fa dia Kamaama no hiaraka amiko, ka ataoko aminy izay rehetra sitrakao, ary hataoko aminao koa izay rehetra irinao amiko. Le roi dit : " Que Kimhân continue donc avec moi, je ferai pour lui ce qui te plaira et tout ce que tu solliciteras de moi, je le ferai pour toi. "
2Sm / 2Sam 19:40 Then the king went on to Gilgal, and Chimham went on with him: and all the people of Judah conducted the king, and also half the people of Israel. Ary ny vahoaka rehetra nita an' i Jordana. Ary nony tafita ny mpanjaka, dia norohan' ny mpanjaka Barzilay sady notsofiny rano, ary dia lasa nody ho any amin' ny fonenany izy. Nony tafita an' i Jordany ny vahoaka rehetra dia nita koa ny mpanjaka, ary nanoroka sy nitso-drano an' i Berzelaia ny mpanjaka, ka dia niverina nody tany aminy izy io. Tout le peuple passa le Jourdain, le roi passa, il embrassa Barzillaï et le bénit, et celui-ci s' en retourna chez lui.
2Sm / 2Sam 19:41 And, behold, all the men of Israel came to the king, and said unto the king, Why have our brethren the men of Judah stolen thee away, and have brought the king, and his household, and all David' s men with him, over Jordan? Dia nandroso nankany Gilgala mpanjaka, ary Kimama niaraka taminy; ny lehilahy rehetra amin' ny Joda sy ny antsasaky ny lehilahy amin' ny Isiraely koa nanatitra ny mpanjaka. Nandroso nankany Galgalà ny mpanjaka dia niaraka taminy Kamaama, ary ny lehilahy rehetra amin' i Jodà, sy ny antsasaky ny lehilahy amin' Israely samy nanotrona ny mpanjaka. Le roi continua vers Gilgal et Kimhân continua avec lui. Tout le peuple de Juda accompagnait le roi, et aussi la moitié du peuple d' Israël.
2Sm / 2Sam 19:42 And all the men of Judah answered the men of Israel, Because the king is near of kin to us: wherefore then be ye angry for this matter? have we eaten at all of the king' s cost? or hath he given us any gift? Ary, indreo, ny lehilahy rehetra amin' Isiraely nankao amin' ny mpanjaka ka nanao taminy hoe: Nahoana ny lehilahy amin' ny Joda, rahalahinay, no nangalatra anao ka nitondra ny mpanjaka sy ny ankohonany ary ny olon' i Davida rehetra teny aminy hita an' i Jordana? Fa indreo tonga teo amin' ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin' Israely, ka nanao taminy hoe: Ahoana no nangalaran' ny lehilahy amin' i Jodà, rahalahinay, anao; ka nitondrany ny mpanjaka sy ny ankohonany mbamin' ny olona rehetra nomba an' i Davida nita an' i Jordany? Et voici que tous les hommes d' Israël vinrent auprès du roi et lui dirent : " Pourquoi nos frères, les hommes de Juda, t' ont-ils enlevé et ont-il fait passer le Jourdain au roi et à sa famille, et à tous les hommes de David avec lui ? "
2Sm / 2Sam 19:43 And the men of Israel answered the men of Judah, and said, We have ten parts in the king, and we have also more right in David than ye: why then did ye despise us, that our advice should not be first had in bringing back our king? And the words of the men of Judah were fiercer than the words of the men of Israel. Ary ny lehilahy rehetra amin' ny Joda dia namaly ny lehilahy amin' ny Isiraely hoe: Satria havanay akaiky ny mpanjaka; ka ahoana no mahatezitra anareo amin' izany? Nadany ny mpanjaka va izahay? Na nanome zavatra anay akory va izy? Ary ny lehilahy amin' ny Isiraely kosa namaly ny lehilahy amin' ny Joda hoe: Izahay manana anjaram-polo amin' ny mpanjaka; eny, izahay manana an' i Davida mihoatra noho ianareo; koa ahoana ianareo no nanao tsinontsinona anay? Tsy izahay va no niteny talohanareo nampody ny mpanjakanay? Ary ny tenin' ny lehilahy amin' ny Joda dia lozaloza kokoa noho ny tenin' ny lehilahy amin' ny Isiraely. Dia namaly ny lehilahy rehetra amin' i Jodà, ka nanao tamin' ny lehilahy amin' Israely hoe: Satria havako akaiky ahy kokoa ny mpanjaka, ka ahoana no mahatezitra anao amin' izany? Moa ny fananan' ny mpanjaka va no nivelomako na nandray zavatra taminy akory aho? Tous les hommes de Juda répondirent aux hommes d' Israël : " C' est que le roi m' est plus apparenté! Pourquoi t' irriter à ce propos ? Avons-nous mangé aux dépens du roi ou nous a-t-il apporté quelque portion ? "
2Sm / 2Sam 19:44 Fa hoy ny lehilahy amin' Israely namaly ny lehilahy amin' i Jodà: Anjaram-polo no ahy amin' ny mpanjaka; eny manam-be noho hianao aho amin' i Davida; ka ahoana no nanaovanao tsinontsinona ahy? Tsy izaho va no niteny voalohany hanangana indray ny mpanjakako? Fa mafy noho ny an' ny lehilahy amin' Israely ny tenin' ny lehilahy amin' i Jodà. Les hommes d' Israël répliquèrent aux hommes de Juda et dirent : " J' ai dix parts sur le roi et de plus je suis ton aîné, pourquoi m' as-tu méprisé ? N' ai-je pas parlé le premier de faire revenir mon roi ? " Mais les propos des hommes de Juda furent plus violents que ceux des hommes d' Israël.

<-
->