<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 13:32 | And |
Ary Jonadaba, zanak' i Simea, rahalahin' i Davida, nanao hoe: Aoka ny tompoko tsy hanao hoe: Matiny avokoa ny zatovo rehetra, zanakalahin' ny mpanjaka; fa Amnona ihany no maty; fa Absaloma efa nifofo azy hatramin' ny andro nisavihany an' i Tamara anabaviny. | Ary niteny Jonadaba zanak' i Semaa, rahalahin' i Davida, ka nanao hoe: Aoka ny tompoko tsy hilaza fa maty avokoa ny zazalahy rehetra, zanaky ny mpanjaka; Amnona irery no maty. Zavatra teo am-bavan' i Absaloma izany hatramin' ny andro nametavetan' i Amnona an' i Tamara anabaviny. | Mais |