<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 12:19 | But when |
Ary nony hitan' i Davida fa nitakoritsika ny mpanompony, dia fantany fa maty ny zaza; ka hoy izy tamin' ny mpanompony: Maty va ny zaza? Ary hoy ireo: Maty. | Hitan' i Davida nitakoritsika ny mpanompony, ka fantatr' i Davida fa maty ny zaza. Hoy Davida tamin' ny mpanompony: Maty angaha ny zaza? Ary hoy ireo: Maty izy. |