|
|
|
|

Entry (1/3) 1  zaka
Part of speech  2  participle
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  22 Azo entina fa tsy mavesatra amin' ny tena: Zakako io vota io
23 Lefitra: Tsy zakako intsony ny ataony ahy
24 Tanty: Tsy zakany, hono, ny fahoriany fa mafy loatra
25 Aritra: Zakanao ve izany hafanana izany?
26 Hay alamina, karakaraina: Mbola kely izy ka tsy zakany ny fananany [1.1]
Explanations in English  27 can be borne, can be endured [1.7]
Explanations in French  28 supportable, qu'on peut endurer; qu'on peut porter ou supporter [1.8]
Examples  29  Dia nody aho nitondra ny fo zaka. [2.643#92]
30  dia hataoko hiany izay zakan' ny aiko [2.59#225]
Combinations  31  8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zaka
Proverbs  32  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 33  zaka
Part of speech  34  noun
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  39 [Antambahoaka+Antesaka] teny [1.78]
40 [Tanosy] resaka [1.78]
41 teny, resaka, tafa. [1.1]
Combinations  42  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zaka

Entry (3/3) 43  zaka
Part of speech  44  noun
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  48 [Antesaka] fitondrana fanjakana [1.78]
49 Dity, fitondràna: Fikasana an' olombelona fa ny zaka a-Nanahary [1.1]
Combinations  50  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word zaka

Anagrams  51 kaza, zaka

Updated on 2026/07/17