|
|
|
|

Entry 1  vovoka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  14 Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka
15 Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [1.1]
Explanations in English  16 dust [1.7]
Explanations in French  17 poussière [1.8]
18 poussière, poudre [1.13]
Examples  19  Ato no irarahany ho vovoka! [2.499#114]
20  Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena! [1.272]
21  Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto. [2.332]
Analogs  22  jofo
Combinations  23  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vovoka
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21