|
|
|
|

Entry 1  mamovoka
Root  2 vovoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary
8 Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano
9 Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo [1.1]
Explanations in English  10 to cover with dust; to raise dust; to be dusty [1.7]
Explanations in French  11 couvrir de poussière; soulever la poussière; être poussiéreux [1.8]

Updated on 2026/04/19