|
|
|
|

Entry (1/2) 1  vondrona
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  14 [vondroña] [Bara] andiany [1.78]
15 Fitambaran-javatra mikambana ho antontany iray na ho amboara iray
16 Fitambaram-piangonana na firaisam-pokontany vitsivitsy iray fileovana (ity faharoa dia matetika atao hoe fivondronana) [1.1]
Explanations in French  17 groupe [1.3#854, 1.5#339]
18 réunion, agglomération [1.3#854]
19 ensemble [1.5#339]
Examples  20  Misy filoha ny isam-bondrona. [2.472]
21  olona tsy andairan' ny tsindry aloka ataon' ny matanjaka sy ny vondrona politika sasany. [4.27#]
22  Ny hevitry ny Vondrona Eropeana dia sady manjavozavo no miovaova, tsy miombon-kevitra mantsy ny mpikambana ao. [4.27#]
23  Hanjary toa entam-bondrona, ka mievotrevotra tsy hahavaky tratra antsika mianakavy. [2.245]
Combinations  24  31 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vondrona

Entry (2/2) 25  vondrona
Part of speech  26  noun
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  28 Zavamaniry fandrary ho tsihy na harona ary ahazoana lavenona mamimamy toa sira (sira vondrona) [1.1]
Explanations in French  29 [Merina+Betsileo] (sens général : réunis en groupe). Typha angustifolia L. (Typhaceae). Appelé en français : Massette ou « Jonc de la passion ». La souche jeune est consommée comme légume après cuisson. Les tiges servent en sparterie pour faire des nattes grossières. On les brûle pour obtenir un sel par lixiviation des cendres, le siravondrona, utilisé en cuisine et pour rembourrer les coussins. Cette plante a donné son nom à la montagne dite Ambondrombe [1.196]
Examples  30  Ny sira dia nosoloina sira vondrona na sira hazo. [2.472#114]
31  ny ranon-davenona andorana ny vondrona, dia tanehiny ny olona atao sira amidy any an-tsena. [2.48#185]
Vocabulary  32  Botany: (in general)
Combinations  33  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vondrona
Scientific name 

Updated on 2026/04/20