|
|
|
|

Entry 1  avondrona
Root  2 vondrona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atambatra mba hikambana ho iray: Avondrony daholo ny olona iray tanàna mba tsy hahombiazan' ny mpampisara-bazana [1.1#130]
Examples  9  avondrona eo ambany fahefan' ny fokontany ny fokonolona rehetra. [4.27#2003/12/29]
10  Ireo "lahateny miavaka" narindran'olona isan-karazany ireo, no avondrona ho tahiry, akoran-draha hotrandrahina. [2.606#23]
11  Toa azo avondrona amin' ny baiko tokana ny fepetra rehetra, na amin' ny fitsimbinana ny tena na amin' ny fitsim-binana ny namana. [2.296#43]

Anagrams  avondrona, 12 voandrano

Updated on 2026/04/19