|
|
|
|

Entry (1/2) 1  vintana
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  6 [Tanala] lahatra, anjara [1.78]
7 Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola [1.1]
Explanations in English  8 fate, luck, destiny [1.7]
Explanations in French  9 destin, sort [1.8]
10 destinée [1.3, 1.66]
Examples  11  Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais] [1.66#284]
Combinations  12  15 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vintana
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 14  vintana
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16 [Sihanaka+Tanosy] fintana [1.78]

Anagrams  17 vantany, vintana

Updated on 2026/04/21