|
|
|
|

Entry 1  vato
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  12 Zavatra mafy sady mavesatra hita ao anaty tany, izay lazain' ny mpahalala fa avy amin' ny fanjarian' ny afo, tany am-boalohany, ho vongana: Tany be vato i Madagasikara afovoan-tany
13 Potik' io voalaza eo ambony: Vary be vato
14 Ireo toko alahatra amin' ny fanaovana kilalao sasany, toy ny fanorona, katra, dama: Vatom-panorona
15 Ireo vy na varahina fandanjana efa misy rahateo ny mariky ny lanja: vato-mizana
16 Isa azo amin' ny fifidianana: Nitovy ny vato azon-dRakoto sy Rabe tamin' ny fifidianana farany [1.1]
17 vato miforona any anatin' ny voa na ny fantsom-boa [1.13]
Explanations in English  18 a stone, a rock [1.7]
19 a vote [1.7]
Explanations in French  20 pierre [1.8, 1.13]
21 roche, caillou [1.13]
22 gravelle [1.3]
23 calcul [1.54]
24 calcul rénal [1.13]
Examples  25  Nisaina ny vato azon' ny mpilatsaka. [2.356#128]
26  Misy vato milahadahatra manodidina azy ireo. [2.643#67]
27  Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; [2.996]
Hyponyms 
Combinations  37  332 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vato
Proverbs  38  Proverbs containing that word
Article  39 Randzavola: vato ao amin' ny Baiboly

Anagrams  40 tavo, 41 tova, vato

Updated on 2026/04/21