Entry | 1 varo-maty |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 Varotra entana tsy azo averina intsony na manao ahoana na manao ahoana [1.1] 4 Hevitra an' ohatra: fahafatesana [1.1] |
Explanations in French |
5 Vente définitive [1.3] |
Examples |
6 izao vao tena tsaroany fa varomaty aminy ny fony. [2.895#] |
Elementary words | 7 varotra, maty |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word varo-maty |
Updated on 2023/05/23 |