|
|
|
|

Entry1  varo-maizina
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  4  Mitovy amin' ny varotraanelakelatrano [1.1]
Explanations in French  5  Marché noir [1.13]
Examples  6  Ny vidin'entana tamin'ny varo-maizina dia lasa dimy, folo, roapolo heny na mihoatra aza, amin'ny vidiny andavanandro [2.472]
Synonyms  7  risoriso
Elementary words  8  varotra, maizina

Updated on 2023/05/23