|
|
|
|

Entry (1/2) 1  varatra
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Explanations in Malagasy  5 Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1]
Explanations in English  6 thunder; a thunderbolt [1.7]
Explanations in French  7 foudre, tonnerre [1.8]
Vocabulary  8  Meteorology
Combinations  9  31 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word varatra
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 11  varatra
Part of speech  12  noun
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Explanations in Malagasy  15 fotaka [1.1]

Updated on 2026/04/21