|
|
|
|

Entry (1/2) 1  fotaka
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  13 Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama
14 Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1]
Explanations in English  15 mud, slime, bog [1.2]
16 mud [1.7]
Explanations in French  17 la boue [1.8]
Examples  18  Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [2.324]
19  mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472#171]
Analogs  20  fotadrevo, 21  fotamalemy
Combinations  22  17 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fotaka
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 24  fotaka
Part of speech  25  noun
Morphology 
26  Simple :
27  Prefixed :
Explanations in Malagasy  28 [fôtaka] [Bezanozano] varatra: Latsaham-pôtaka [1.78]
Explanations in English  29 a thunderbolt. [1.2]
30 lightning [1.7]
Explanations in French  31 la foudre [1.8]
Vocabulary  32  Meteorology

Anagrams  fotaka, 33 takofa

Updated on 2026/04/21