|
|
|
|

Entry 1  vantotra
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Present :
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe [1.1]
Explanations in English  7 something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc. [1.2]
Explanations in French  8 se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce [1.3]
Examples  9  Hianao vantony, izaho maitso volo [2.69#230]
10  Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra [2.558]
11  Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana [2.643#39]
12  Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo [2.643]
13  Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa [2.996]
Combinations  14  8 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vantotra
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21