|
|
|
|

Entry (1/2) 1  vangy
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  18 Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana [1.1]
Explanations in French  19 visite [1.3]

Entry (2/2) 20  vangy
Part of speech  21  noun
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  23 Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy [1.1]
24 ombalahinify [1.13]
Explanations in English  25 dents canines des chiens
26 longueur des dents chez un individu [1.2]
Explanations in French  27 mandibule, canine [1.13]
Examples  28  Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba. [2.5]
Vocabulary  29  Biology
Combinations  30  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vangy

Updated on 2026/04/20