| Entry | 1 tsofin-drano ~ tsofindrano |
| Root | 2 tso-drano |
| Elementary words | 3 tsofina, 4 rano |
| Part of speech | 5 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Rarina soa
9 Atao batisa na batemy: Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao 10 Hamasinina : Efa notsofin-drano ny mariazy vaovao [1.1] |
| Explanations in French |
11 Qu'on bénit, qu’on cède: Notsofin' ny ray aman-dreninv rano izy tamin’ izy nandeha (Il a été béni par ses parents avant son départ) ~ Notsofiko rano ny fanambadian’ izy ireo (J’ai béni leur mariage) ~ Notsofiko rano ho azy irery ny fananako rehetra (Je lui ai cédé tous mes biens)
[1.3#791] |
| Examples |
12 Dia tsofindrano izy!
[2.928#]
13 Ary raha tsofindrano, fiofanana herintaona ve no handefasana azy, sa ny fanomanana licence araka ny taratasiny? [2.356#] |
| Updated on 2026/04/20 |
|