|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tsofina
Root  2 tsoka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Andefasana rivotra amin' ny vava: Tsofy ny jiro ~ Tsofina ny afo
9 Esorina ny vovoka
10 Ampanenoina: Raha vao tonga ny Filoham-pirenena dia notsofina ny bingona [1.1]
Examples  11  Efitra iray no andrian' izy eni-mianaka ary jiron-tsolitany na lahi-jabora no tsofina rehefa tonga ao am-pandriana ny tsirairay. [2.470#15]
Combinations  12  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsofina

Entry (2/2) 13  -tsofina
Part of speech  14  morphological form of sofina
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]

Anagrams  15 afontsy, 16 fanitso, 17 fiantso, 18 fotsina, 19 nafotsy, tsofina

Updated on 2026/04/20