|
|
|
|

Entry 1  manatsizarizary
Root  2 tsizarizary
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao
9 Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany [1.1]
Explanations in French  10 vilipender: Manatsizarizary olona (Vilipender quelqu'un) [1.4.fr#840]

Updated on 2026/04/20