| Entry | 1 tsitaitaika |
| Root | 2 taika |
| Part of speech | 3 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
18 Filatsahan-javatra tsy misesy fa mielanelana; fitetevana
19 Fanenon-dakolosy maneno dia miato 20 Fahatongavana tsy maro miaraka fa tsikelikely, miandalana [1.1] |
| Updated on 2026/04/20 |
|