|
|
|
|

Entry 1  mitsitaitaika
Root  2 tsitaitaika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Latsaka tsy misesy fa mielanelana, mitete: Mitsitaitaika izany patrakala izany ka mila ho kotsa ny lambako
8 Maneno kely dia miato indray: Milaza olona maty izany lakolosy mitsitaitaika izany
9 Tonga tsikelikely miandalana: Maika aho ka midina daholo fa aza mitsitaitaika toy izao ianareo [1.1]

Updated on 2026/04/20