|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tsipy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Antambahoaka+Bara] fafy, famafasana [1.78]
Combinations  4  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsipy

Entry (2/2) 5  tsipy
Part of speech  6  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Fandefasan-javatra amin' ny tanana; fanilihan-javatra tsy tiana ka atoraka ariana [1.1]
Explanations in English  22 a throwing [1.2]
Explanations in French  23 jet; projeté, projection, projetante [1.13]
24 action de jeter, de lancer [1.196]
Examples  25  Ny fitiavana, rahavako, tsy tsipy rano miamboho ka ifanadidiavana; [1.292]
26  tsipy lefona araka ny fomban' i Ramanitromby nianarany, no lalao voalohany. [2.270#59]
Vocabulary  27  Botany
Other spellings  28 tipy
Combinations  29  12 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsipy

Anagrams  30 pitsy, tsipy

Updated on 2026/04/22