|
|
|
|

Entry 1  tsipazana
Root  2 tsipy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Omena zavatra izay atoraka: Notsipazako fotsimbary ny akoho kely ka nifandrombaka izaitsizy [1.1]
Examples  9  Hahazo ny anjarany izay zazabodo an' ny hafa mitanintanina fa ny alika aza, hono, tsipazana sao ananan-tsiny, mainka fa ny olona. [2.470#42]
Combinations  10  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsipazana
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21