|
|
|
|

Entry 1  tsapaina
Root  2 tsapa
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina
9 Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e!
10 Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako
11 Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina?
12 Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina
13 Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka [1.1]
Combinations  14  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tsapaina

Anagrams  15 itsapana, tsapaina

Updated on 2026/02/04