|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tsapa
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  13 Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika
14 Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra
15 Famangiana fahoriana
16 Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [1.1]
Examples  17  Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony. [2.470#134]
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 19  tsapa
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21 [Antesaka] jono hazandrano amin'ny tanana [1.78]

Anagrams  22 patsa, tsapa

Updated on 2026/04/21