|
|
|
|

Entry 1  tovolahy
Elementary words  2 tovo, 3 lahy
Part of speech  4  noun
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  6 Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia [1.1]
Explanations in English  7 an unmarried young man [1.7]
Explanations in French  8 jeune homme célibataire [1.8]
Examples  9  Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia? [2.471#54]
10  Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [2.472#169]

Anagrams  11 lahitovo, tovolahy

Updated on 2026/04/20