|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tondraka
Part of speech  2  participle
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  21 Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka
22 Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena
23 a) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1]
Explanations in English  24 swollen by floodwater, overflowing [1.7]
Explanations in French  25 qui déborde [1.3, 1.8]
26 qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera)
27 figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3]
28 en crue [1.8]
Examples  29  voasakan' ny rano tondraka ka tsy afa-manoatra. [2.587#]
30  ary noho izany dia handriaka ny ranonorana anio, ka ho tondraka ny rano. [2.69#47]
Combinations  31  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tondraka
Proverbs  32  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 33  tondraka
Part of speech  34  noun
Explanations in French  35 [Betsileo] (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [1.196]
Vocabulary  36  Botany

Anagrams  37 tandroka, tondraka

Updated on 2026/07/17