|
|
|
|

Entry 1  tondrahana
Root  2 tondraka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka
9 Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erý [1.1]
Explanations in English  10 to be watered, to be moistened [1.7]
Explanations in French  11 qu'on arrose, qu'on humecte [1.8]
Examples  12  tondrahana tsindraindray izy raha sendra tsy misy orana. [2.117#]
13  Tsy maintsy sasana koa isan-kerinandro ary tondrahana ranompanafody. [2.332#]
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tondrahana
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 tandrohana, tondrahana

Updated on 2026/04/21