Entry 1/2 tohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra anampy zavatra hafa iray mba hahafeno tsara ilay voalohany: Liana handre ny tohin' ilay tantara aho
Fampidiran-javatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na tsora-by: Tohy vakana
Famerenanjavatra na fiverenan-javatra fanindroany indray: Matahotra aho sao hisy tohiny ity ady ity
Fanalavana: Ny rambo, hono, dia tohin' ny hazondamosina ihany ~ Fohy loatra io tady io ka tsy hahatakatra raha tsy asiana tohiny
Fomba na asa enti-mampitambatra: Ataovy tsara tohy ireo hazo ireo [1.1]
Explanations in French Fonction, raccordement, connexion [1.13]
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 

Entry 2/2 tohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] fifandonana [1.78]

Updated on 2023/07/23