|
|
|
|

Entry 1  teraka
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  16 Vao nivoaka ny kibon-dreniny ka manomboka miaina eto an-tany: Vao teraka, hono, io zaza io dia nitsiky
17 Latsaka antany, foy (raha atodim-borona no lazaina)
18 Nandatsaka zaza avy ao an-kibo: Teraka halina Ramatoa Rasoa
19 Miseho, mitranga: Vao teraka io lamaody io, dia nanao akanjo manasa-pe daholo ny sakam-bavy rehetra / Teraka ny volana [1.1]
Explanations in English  20 delivered of a child
21 born [1.7]
Explanations in French  22 né [1.3, 1.8]
23 qui a enfanté, accouché
24 qui a produit des feuilles, des fleurs, fruits [1.3]
25 qui a mis au monde un enfant
26 qui vient de mettre bas [1.8]
27 (racine verbale) Veut dire enfanter (pour les femmes), mettre bas (pour les animaux) mais pour les plantes signifie produire des fleurs, des fruits, des bulbilles, des rejets. [1.196]
28 [Sakalava-Mayotte] né [1.405]
Examples  29  ny mponina tera-tany anefa vitsy [2.366#18]
30  fa izahay anie terak' ombi-manga [2.69#229]
31  hianao no teraky ny volana, zafin' ny masoandro [2.606#182]
32  Tsy nisy fahafatesana teo amin' ny velona, fa tsy mbola teraka ny Ota [2.5#13]
Vocabulary  33  Biology 34  Zoology: (in general) 35  Botany: (in general)
Analogs  36  afa, 37  ary, 38  foy, 39  foy, 40  latsaka, 41  mahita, 42  manao, 43  mifana, 44  mihetsi, 45  mivadi, 46  nitondra, 47  tonga, 48  tsy, 49  tsy, 50  tsy, 51  vaky, 52  vaky, 53  velombao
Combinations  54  21 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word teraka
Proverbs  55  Proverbs containing that word

Anagrams  56 atrake, 57 atreka, 58 etraka, 59 karate, 60 raketa, 61 retaka, teraka, 62 treaka

Updated on 2026/04/22