| Entry | 1 miteraka |
| Root | 2 teraka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo?
9 Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao 10 Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany 11 (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao [1.1] |
| Explanations in French |
12 accoucher, enfanter, vêler, engendrer
[1.13] 13 [Sakalava-Mayotte] accoucher [1.405] |
| Examples |
14 Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao.
[2.324]
15 Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5] |
| Vocabulary | 16 Biology |
| Combinations | 17 6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word miteraka |
| Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 19 matarike, 20 miraketa, 21 miretaka, miteraka |
| Updated on 2026/04/21 |
|