| Entry | 1 teniko fe lehibe |
| Elementary words | 2 teny, 3 fe, 4 lehy, 5 be |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 teny mampiseho fahefana tsy azo toherina, tsy iadian-kevitra fa ekena fotsiny amin' izao
[1.1] |
| Explanations in English |
8 it is my order, I am the boss
[1.7] |
| Explanations in French |
9 c'est mon ordre, je suis le chef
[1.8] |
| Examples |
10 Mamy koa raha mamy izany teny izany satria enti-miera fa tsy anaovana teniko fe lehibe.
[2.928]
11 Fantany fa ny tsy zakan'ny vahoaka indrindra tamin'Andrianjafy dia ny nanaovana an-keriny sy nanaovana teniko fe lehibe [2.298#26] |
| Synonyms | 12 didikofelehibe, tenikofeandriana |
| Updated on 2026/09/17 |
|