| Entry | 1 telo |
| Part of speech | 2 adjective |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
9 Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo
[1.1] |
| Explanations in English |
10 three
[1.2, 1.7] 11 [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] [1.2] |
| Explanations in French |
12 trois
[1.3, 1.5, 1.8] |
| International |
13 3
14 III [3.1] |
| Examples |
15 Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano?
[2.131]
16 Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293] |
| Vocabulary | 17 Mathematics: arithmetic |
| Combinations | 18 84 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word telo |
| Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
| Tables and plates |
20 The Numbers 21 Addition 22 Multiplication |
| Article | 23 Andriamihaja: Fanisana vaovao 24 Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa) |
| Updated on 2026/08/13 |
|