| Entry | 1 tany avo avaratra |
| Elementary words | 2 tany, 3 avo, 4 avaratra |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 Olona mpanankarena, mpanefohefo
[1.1] |
| Examples |
7 Heveriko fa somary manao tany avo avaratra izy.
[1.369]
8 Tsy izany ihany, fa raha tsy nijerenareo tany avo avaratra izahay, tsy nijerenareo ny manana trano be soa. [2.346##17] |
| Updated on 2026/08/21 |
|