|
|
|
|

Entry 1  taninina
Root  2 tanina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto [1.1]
Examples  9  Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana. [2.470#33]
10  taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; [2.996]
Other spellings  11 taninana
Synonyms  12 taninana

Updated on 2026/04/22