|
|
|
|

Entry (1/3) 1  tamby
Root  2 vy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Mpiasa vy, mpanefy [1.1]
Explanations in English  5 an iron worker [1.2]
Explanations in French  6 forgeron [1.5]
Vocabulary  7  Industry

Entry (2/3) 8  tamby
Part of speech  9  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  31 [Sihanaka] zavatra omena ny mpampivelona [1.78]
32 Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [1.1]
33 valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [1.13]
Explanations in French  34 prime [1.13]
Examples  35  Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao? [2.445#54]
36  livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby. [2.508#262]
Combinations  37  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tamby

Entry (3/3) 38  tamby
Part of speech  39  noun
Explanations in French  40 [Betsileo] Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [1.196]
Vocabulary  41  Botany

Anagrams  42 mbaty, tambỳ, tamby

Updated on 2026/08/06