|
|
|
|

Entry 1  mampitamby
Root  2 tamby
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay
8 Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza [1.1]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21