|
|
|
|

Entry 1  sinivana
Root  2 sivana
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika: Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana [1.1]
Explanations in French  8 tamisé [1.3#612]
Synonyms  9 voasivana

Anagrams  sinivana, 10 sivanina

Updated on 2026/04/22