|
|
|
|

Entry 1  sesehena
Root  2 sesika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 Be dia be, maso dia maso: Sesehena ny olona mihevitra toy izany ianao izany [1.1]
Explanations in English  10 very many [1.7]
Explanations in French  11 numerous, many, manifold. Probably derived from sesika [1.3]
12 beaucoup [1.3, 1.8]
13 nombreux, en grand nombre [1.3]
14 innombrable [1.8]
Examples  15  ny votry, hoy R, betsaka sesehena ny votry ao; [2.48#622]
16  Ondry aman'omby sesehena no an'ilay mpanan-karena; [2.996]

Updated on 2026/04/20