|
|
|
|

Entry 1  senotsenoka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  9 Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senotsenoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
10 Renoka fatratra amin-javatra iray: Senotsenoky ny fitiavam-bola izy
11 Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senotsenoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1]
Synonyms  12 senoka

Updated on 2026/04/22