|
|
|
|

Entry 1  senoka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  5 Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
6 Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy
7 Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1]
Synonyms  8 senotsenoka

Anagrams  9 kesona, 10 konesa, senoka

Updated on 2026/04/22