|
|
|
|

Entry 1  sendrasendra
Root  2 sendra
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  18 [Bezanozano] vintana, anjara [1.78]
19 Tsy nampoizina, tsitointoina, zavatra tsy nampoizina: Sendrasendra no nahitako azy ~ Misy tokoa ny sendrasendra
20 Raha ohatra ka...: Sendrasendra, hono, ka mahita volamena iray kilao isika [1.1]
Explanations in English  21 occuring by chance [1.7]
Explanations in French  22 qui arrive ou se passe par hasard [1.8]
Synonyms  23 sendra
Analogs  24  ambivitra, 25  anjara, 26  an-tsapaka, 27  avivitra, 28  divi-janahary, 29  kendry tohina, 30  kinanga, 31  kisendrasendra, 32  lakalaka, 33  maty vavany, 34  samba-samba, 35  sendrasendra vary amin' ananana, 36  tsy nahy, 37  tsy nampoizina, 38  tsy satry, 39  tsitointoina, 40  variraiventy, 41  vintana
Combinations  42  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sendrasendra
Proverbs  43  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22