|
|
|
|

Entry 1  savily
Root  2 vily
Part of speech  3  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  20 Vy ahazoan' ny varavarana na ny saron-javatra, toy ny vata, misokatra sy mikatona
21 Vy miady
22 Fikivilivilian-javatra mivezimbezina
23 Famelezana ankolaka [1.1]
Explanations in English  24 a hinge; the act of swinging on a hinge [1.7]
Explanations in French  25 charnière, gond; action de se balancer comme sur une charnière [1.8]
Examples  26  Ary ny malemy dia atao fangady sy fantsika sy savily ... [2.48#70]
27  Namakona sy nanambatra azy Idada ary nametraka ny savily sy ny hidiny. [2.332#]
Combinations  28  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word savily

Anagrams  savily, 29 vilasy

Updated on 2026/04/20