|
|
|
|

Entry 1  sarotra
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  24 [Bezanozano] lafo, sarobidy [1.78]
25 Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity
26 Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome
27 Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany
28 Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra
29 Lafo vidy: Sarotra ny vary izao [1.1]
Explanations in English  30 difficult; selfish, hard to get along with; costly [1.7]
Explanations in French  31 difficile [1.3, 1.8]
32 ardu, périlleux, pénible, dangereux
33 cher, coûteux, ruineux
34 avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant [1.3]
35 égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher [1.8]
Examples  36  sarotra ny mampiditra resaka, hoy Ilaimanga fa hoatry ny haninona ihany. [2.324]
37  Mbola tsy nahita aho aloha fa sarotra ny mandainga, hoy ny rainy. [2.470#12]
38  Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao [2.996]
Analogs  39  hangana, 40  hentona, 41  Lafo
Combinations  42  49 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sarotra
Proverbs  43  Proverbs containing that word

Anagrams  sarotra, 44 Soratra, soratra, 45 tsarôra

Updated on 2026/08/15