|
|
|
|

Entry 1  sahirana
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  19 Be raharaha vonjena atsy sy arỳ: Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana vahiny betsaka
20 Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa: Sahiran-tsaina aoka izany izy amin' ilay ady lova tsy mety vita
21 Sosotra, sorena: Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana
22 Tsy manam-bola, ao anatin' ny tsy fisiana, haporetana: Sahirana mafy Rakoto mianadahy avy hatramin' ny nahafatesan-drainy
23 Mahatsiaro fahasarotana: Sahirana erỳ izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin' ny feny [1.1]
Explanations in English  24 bothered, worried, perplexed; poor, in difficulty [1.7]
Explanations in French  25 ennuyé [1.3, 1.8]
26 affairé, embarrassé, occupé, préoccupé, qui a du souci, vexé [1.3]
27 perplexe; dans l'embarras; pauvre, qui manque d'argent [1.8]
Examples  28  Tsy ho sahirana rahateo koa izy noho ny fahalehibeazan' ny ankizy [2.470#96]
29  sahirana be ihany aho, fa manam-bahiny (Je suis très embarrassé, très occupé, parce que j'ai un hôte à traiter) [1.3#558]
30  sahirana loatra aho amin’ ity ady ity (Je suis très embarrassé, très préoccupé à cause de ce procès) [1.3#558]
31  sahirana aho, satria tsy lafo ny ombiko (Je suis ennuyé, vexé de ce que mon bœuf n’a pas été vendu) [1.3#558]
Analogs  32  Be raharaha, 33  jambena, 34  mahantra, 35  maro herehina, 36  maro sahanina, 37  mihenikenika, 38  Miheninkenina, 39  miheninkenina, 40  mipenimpenina, 41  mipenimpenina, 42  poribola, 43  Poritra, 44  sahirankirana, 45  tery, 46  tominjana
Combinations  47  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sahirana
Proverbs  48  Proverbs containing that word

Anagrams  sahirana, 49 sarahina, 50 sarihana

Updated on 2026/04/22