|
|
|
|

Entry 1  sahady
Part of speech  2  adverb [Full list]
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  6 Enti-milaza fotoana tsy ela, fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra izao; nefa toa tonga sahady ity ny orana [1.1]
Explanations in English  7 already; cf. rahateo [1.7]
Explanations in French  8 déjà; cf. rahateo [1.8]
Examples  9  Ny fiainako ho avy sahady no toa diaviko, ka mankararirary ny aiko [2.470]
10  Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an'i Bola fofombadiko, hoy izy [2.471]
11  Sahala amin'ny tena efa hiady tokoa sahady ireo tovolahy nantsoina [2.472]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sahady

Anagrams  13 hasady, sahady

Updated on 2026/04/20