|
|
|
|

Entry 1  roroa
Root  2 roa
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 Roa, ka entina milaza indrindra vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy mivady na mahazo mivady: Lasa any an-tanàna izy roroa [1.1]
Explanations in French  10 couple, se dit des époux [1.3, 1.5]
11 se dit d'un homme et d'une femme qui peuvent s'épouser légitimement [1.3]
12 se dit de deux personnes pouvant se marier [1.5]
Examples  13  Andeha isika roroa mba hiray! [2.131]
14  Dia aseho mivelatra ny tanandroa, dia tehafina haneno izy roroa [2.48]
Other spellings  15 roaroa
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 rorao, roroa

Updated on 2026/04/22