|
|
|
|

Entry 1  roa
Part of speech  2  adjective
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  10 Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa noho ny iray fa raha lavo misy mpanarina
11 Iray miampy iray: Omby roa. Fiteny matetika koa ny hoe anakiroa [1.1]
Explanations in English  12 two [1.7]
Explanations in French  13 deux [1.3, 1.8, 1.5]
International  14 2
15 II [3.1]
Examples  16  Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana. [2.470#38]
17  Nidina izahay roa lahy. [2.471#38]
18  Efitra roa ny tranonay. [2.472#8]
Vocabulary  19  Mathematics: arithmetic
Synonyms  20 anankiroa
Combinations  21  108 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word roa
Proverbs  22  Proverbs containing that word
Tables and plates  23  The Numbers
24  Addition
25  Multiplication
Article  26 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Anagrams  27 aro, 28 ora, 29 rao, roa

Updated on 2026/04/22