| Entry (1/2) | 1 riorio |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
19 Fivezivezena eny rehetra eny; firenirenena foana
20 Fitenitenenana na fanaovan-javatra kitoatoa, befahatany. [1.1#833] |
| Explanations in English |
21 wandering
[1.2#518, 1.7] 22 rambling, roving [1.2#518] |
| Explanations in French |
23 Action de se promener de côté et d’autre, de flâner, de rôder
24 figuré: action de parler à tort et à travers [1.3#535] 25 action de rôder par-ci par-là [1.8] |
| Synonyms | 26 renireny, vezivezy |
| Entry (2/2) | 27 riorio |
| Part of speech | 28 noun |
| Explanations in Malagasy |
29 [Provincial] Tady ampifamatorina hiarovana ny vorona tsy hihinana ny voly
[1.1#833] |
| Anagrams | 30 iroroy, 31 oriory, riorio |
| Updated on 2026/04/22 |
|