|
|
|
|

Entry 1  miriorio
Root  2 riorio
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 [Antesaka] mivezivezy [1.78]
9 [Bara] mirenireny [1.78]
10 [Tanosy] mirenireny, mivezivezy [1.78]
11 Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy
12 Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy
13 Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao [1.1]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21